Manana ny toerany ny lalao lavalava eto Madagasikara na eo amin’ireo kilioba izany na eo amin’ny ekipam-pirenena. Izany no mahatonga ny fikambanana na orinasa na olon-tsotra manohana ny klioba iray. Continuer la lecture
Catégorie Sport
Hanao CAN ny Gasy: Takona ny propagandy
Tafakatra any amin’ny dingan’ny famaranan’ny tompondakan’i Afrika (CAN 2019 ) atao any Cameroun ny taona ho avy 2019. Continuer la lecture
CAN 2019: Miroso any Cameroun ny dian’ny Barea
Nandresy an’i Nzalang Nacional tamin’ny isa 1 no 0 ny Barea tany amin’ny Kianja Nkoantoma omaly Sabotsy 13 Oktobra 2018. Continuer la lecture
LOVA RAMISAMANANA: “Mondial 2026” no tanjona
Tao anatin’ny enim-bolana monja, nahavita nanampy ny ekipan’ny Barea nandray anjara tamin’ny lalaom-pirahalahiana miisa efatra tany ivelany ny fikambanana Alefa Barea izay tarihin’i Lova Ramisamanana raha toa ka lalao roa tao anatin’ny 10 taona no vitan’ny federasiona malagasy ny baolina kitra (FMF). Continuer la lecture
ASIEF: Noroahina avy hatrany ireo tsy mpiasam-panjakana
Ministera valo nampiasa olona nirahina (mercenaire) tamin’ny lalao fifaninanana ara-panatanjahantena nokarakarain’ny Association Sportive pour l’entretien des fonctionnaires (ASIEF). Continuer la lecture
CAN 2019: Voatazon’i Barea ny laharana faha-24 maneran-tany
Nifandanja ny lalao nihaonan’i Madagasikara sy ny Senegaly na dia nanatombo teo amin’ny fitazomana baolina aza ny Barea . Continuer la lecture
BAREA: « Hitondra tsiky ho an’ny Malagasy »
Vonona ny handresy an’i Senegaly i Madagasikara rahampitso 09 Septambra 2018. « Tanjona ny hatongavana any amin’ny CAN 2019 atao any Cameroun. Continuer la lecture
MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Mampivady ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fanatanjahantena
Nasiam-panovàna ny làlana hizoran’ireo atleta handray anjara amin’ny « Marathon International de Tana » (MIT) andiany faha-18. Continuer la lecture
Baolina kitra malagasy: Mitaky fanorenana ifotony ny K2HB
Tao aorian’ny nahalany an’i Ahmad ho filohan’ny “Confédération Africaine de Football ) CAF, dia mahatsapa ny Komity Hamerina ny Hasin’ny Baolina kitra Malagasy ( K2HB ) fa betsaka ny olana sedrain’ny baolina kitra eto Madagasikara amin’ny fanatanterahana ireo fifidianana isan’ambaratongany, toy ny seksiona, ny ligim-paritra, ny Federasiona malagasin’ ny baolina kitra (FMF). Continuer la lecture
Rugby: Mikarakara fifanianana ny “Tambohobe”.
Entin’ny “Tambohobe” ankalazana ny faha 15 taonany ny fikarakarana fifaninana lalao baolina lavalava ahitana ireo ekipa manana ny maha izy azy eto Analamanga. Continuer la lecture