Manohitra tanteraka ny fakana hetra 0,5 % amin’ny fifanankalozana ara-bola amin’ny alalan’ny finday (transaction mobile money), ho an’ny vola maherin’ny 150.000 Ariary ireo orinasa telo misehatra amin’ny fikirakirana vola amin’ny finday eto Madagasikara – Mvola, Orange Money sy Airtel Money, araka ny fanambarana navoakan’izy ireo ny 19 novambra 2024. Continuer la lecture
Archives mensuelles novembre 2024
LES FRIGO SONT EN PROMOTION CHEZ BAOLAI
Dans le monde entier, l’ heure est au renouveau dans le domaine du high – tech. Dans ce contexte, la Grande Ile se met au diapason avec ces inédites innovations, avec la marque « Hisense », sponsor du dernier « Mondial » et « Euro », représenté officiellement ici Madagascar par la société « Baolai » depuis 14 ans déjà. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Manana tolotra internet manomboka amin’ny 49.000 Ariary ny Orange ary tsy misy « engagement » ny Wifiber Go+, Discovery, Prime
Nanavao ny tolotra internet ampiasaina ao an-trano mandeha Wifi ny Orange. Continuer la lecture
OLAN’NY JIRO SY RANO: Tsy misy mihitsy ny fampandrosoana ny maha olona hoy ny antoko MAEVA
“Ahoana no ilazana fa mandroso nefa asaina milahatra rano hatramin’ny firy alina ny olona, ny jiro tapaka lava? ”, hoy i Raharimanana Mamy , Filohan’ny antoko politika Madagasikara Endrika Vanona (MAEVA). Continuer la lecture
HOMAMIADAN’NY VOZON’NY TRANON-JAZA : Tokony manao fitiliana ny vehivavy raha vao manomboka manao firaisana ara-nofo
Aretina mety mahazo ny vehivavy ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza. Continuer la lecture
FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA : Mitera-doza ho an’ny tanora raha tsy resahana
Esorina ny sakana amin’ny firesahan’ny ray aman-dreny ny fananahana amin’ny zanaka. Continuer la lecture