Chose promise chose due. Roland Vilella, le Sétois marin voyageur écrivain, auteur du livre « La sentinelle de fer » a présenté son ouvrage vendredi 24 février 2017 en fin de soirée. Continuer la lecture
Archives mensuelles février 2017
VIMA: Manampy tosika ireo tanora amin’ny fanomezana asa.
Dingana sarotra indrindra ho an’ny mpianatra nahavita ny ambaratonga ambony ny fitadiavana asa. Isan-taona, mikarakara hetsika momban’ny orinasa ny ISCAM ho fanampiana ireo mpianatra ao aminy. Continuer la lecture
MAHARANTE Jean de Dieu : Valin-kafatry ny Tolon’ny Mpiasa
Tsy nangina ny Sekretera Jeneralin’ny Sendika TM (Tolon’ny Mpiasa) Andriamanana Tiana, fa nilaza ny heviny mikasika ny fanambaran’ny Minisitra Maharante Jean de Dieu. Anterivava. Continuer la lecture
RN7 TANA-FIANAR : Voamboatra ny lalana, tonga ny loza
Ilay hoe « Mampiteny ny moana » moa fomba fiteny ihany, fa tsy dia nisy moana mbola nahateny. Ndeha atao hoe nikoràka fotsiny angaha izy ! Ny tena marina sy fahita dia ny hoe « Mampiteny irery », ary izany tokoa no nanjo ny ankamaroan’ny mpamily izay mamakivaky ny RN7. Indrindra ny tapany mampitohy an’Ambohimahasoa sy Fianarantsoa. Continuer la lecture
Raharaha Antsakabary: Fanambaran’ny polisim-pirenena
Nanao fanambarana ny polisim-pirenena, ary manazava ny zava-mitranga any Antsakabary any amin’ny distrikan’i Befandriana Avaratra…Ny Contrôleur Général de police Rakotovelo Jean Luc , izay lehiben’ny fanadihadiana any an-toerana no mitondra ny fanambaràna…
VAHOAKAN’I MORONDAVA : 8 volana tsy nahita Televiziona Malagasy ( TVM )
« Efa valo volana ny mponina eto Morondava no tsy nahita ny Televiziona Malagasy ( TVM) ». Continuer la lecture
LA SENTINELLE DE FER : 266 pages accrochantes
Et si nous parlions un peu du livre « La sentinelle de fer » paru aux éditions Plon, dans la prestigieuse collection « Terre Humaine » ?
Commenté et présenté par de nombreux médias, en France et maintenant chez nous, le livre suscite l’intérêt des Malgaches. Du moins, ceux qui s’intéressent à l’histoire de leur pays, même lorsqu’elle est des plus sombres. L’auteur, Roland Vilella, un marin voyageur sillonne nos eaux depuis 25 ans. Un voyageur engagé comme il se définit lui-même, plus intéressé par les hommes que par les paysages. Continuer la lecture
RDJ MOZIKA : Hankasitraka ireo mpanakanto 2016
Hiditra amin’ny andiany faha-12 amin’izao fotoana izao ny “Rdj Mozika” izay karakarain’ny onjam-peo “Rdj”. Ity hetsika ity izay hifaninanan’ireo mpanakanto malaza na vao misondrotra miampy ny karazana mozika. Continuer la lecture
Carburant : La hausse des prix continue
Un véritable cauchemar pour les consommateurs. On parle des prix des carburants. La hausse continue. Depuis ce matin, les stations de service affichent des nouveaux tarifs.