Ao anatin’ny ezaka fametrahana fandriampahalemana mandritra ny fetin’ny faran’ny taona sy ho fitsenana ny taona vaovao dia nisy ny ezaka manokana niraisan’ny kaominina 24 ao amin‘ny distrikan’ Ambohidratrimo, momba ny ady amin‘ny fivarotana toaka sy zavapisotro mahamamo tsy ara-dalana. Continuer la lecture
Archives mensuelles décembre 2015
Ben’ny tanàna : Manavy sy mitaintaina ny ankamaroany
Hatramin’ity anio alakamisy ity izao no voalaza fa fe-potoana farany hamoahan’ny Filankevi-panjakana ny didy tsy azo ivalozana mikasika ireo fitoriana nipetraka ho fanoherana ny voka-pifidia- nana ho ben’ny tanàna tamin’ny fari-pifidianana maro manerana ny Nosy. Continuer la lecture
Kitra Barea Futsal : Hanarina ny fahavoazany
Na dia nisy aza iny faharesena 7 noho ny 1 teto amin’ny kianjantsika iny ho an’ny barea madagasikara eo amin’ny taranja baolina kitra lalaovina amin’ny efitrano dia mbola vonona ny hanarina izany faharesena izany izy ireo mandritra ny lalao miverina izay hotanterahina any Mozambika amin’ny Alahady izao. Continuer la lecture
Kitra UFFFOI : Mikendry ny anaram-boninahitra ny Cnaps sport
Hikendry ny anaram-boninahitra fahatelo farany amin’ity taom-pilalaovana 2015 ity ny ekipan’ny Cnaps sport Itasy amin’ny Asabotsy 12 desambra izao any amin’ny kianja sintetikan’I Rabemananjara mandritra ny lalao famaranana miverina amin’ny fiadiana ny amboaran’ny oseana Indiana izay hiaonany amin’ny ekipan’ny saint Paul avy any la Reunion. Continuer la lecture
DAH MAMA : Nizara fanomezana ho an’ny reny sy ny zaza marary.
Mpanakanto tsy izoviana amin’ny Malagasy i Dah-Mama. Isan-taona izy no manome fanomezana ho an’ny mpiray tanindrazana aminy. Tamin’ity taona ity, reny sy ny zaza marary miisa 18 tao amin’ny “Hopital mere et enfant Ambohimiandra” no nahazo ny anjarany, toy ny vatomamy, vovo-tsavony, savony, vola… Ho fanampiana azy ireo amin’izao fety ho avy izao. Tsy diso anjara ihany koa ny hopitaly satria nanolotra lay misy ody moka miisa 30 ity mpanakanto ity. Continuer la lecture
Période des pluies: Déjà des victimes
Mercredi dernier, dans l’après-midi, les fortes pluies orageuses ont fait déjà des victimes dans la Capitale. Les eaux torrentielles sont montées jusqu’à hauteur d’homme dans les rues de certains arrondissements. Les canaux et égouts bouchés par les ordures sont été débordés si bien que les passants ont pataugé dans de tas d’immondices… Continuer la lecture
MEDECIN DU MONDE : Dr Guy Caussé dans nos murs
Le Dr Guy Caussé, membre fondateur et dirigeant du Médecin Du Monde a passé 30 années de sa vie dans des pays en situation de conflit pour donner de la dignité à des hommes victimes de guerres ou de cataclysmes naturels. Continuer la lecture
Basket- Ball: coupe d’Afrique (Angola)
RESULTAT MATCH 1ere JOURNÉE DU CHAMPIONNAT D’AFRIQUE DES CLUBS DE CHAMPION
ASCUT Madagascar # GEZIRA Egypte (61-96)
Raha ny lafiny teknika dia nanana tombony kely isika fa teo amin’ny fanarina baolina no tena betsaka ny an-tandrevaka, taty amin’ny 4e quart temps vao tena tafiditra ireto mpilalaon-tsika. Continuer la lecture
Fitsinjarana solika : Misy rano sy tsy ampy fatra hoe?
Manoloana ny fitarainana tonga eny anivon’ny tompon’andraikitra ambony misahana ny solika eto Madagasikara dia nisy ny fanazavana nentin’izy ireo tetsy amin’ny tranoben’ny varotra Antaninarenina . Continuer la lecture
Quid de la manif’ prévue à Ambohijatovo ?
Après la récolte de milliers de signatures durant 3 jours à l’Espace Rarihasina, les organisateurs du mouvement pour la revendication de nos îles dites Éparses dont l’Amicale ses anciens CST et sénateurs (ACS) ainsi que le parti Otrikafo de Rajaonah Andrianjaka, entendent tenir une manifestation envers et contre tout, à Ambohijatovo, ce samedi 12 décembre. Continuer la lecture